Baiboly an-tserasera

dokam-barotra

Ny Baiboly manontolo Testamenta Taloha Testamenta Vaovao

1Tantara 5:28 - Baiboly Katolika

Zanaka lahin’i Kaata: i Amrama, i Isaara, ary i Oziela.

Jereo ny toko

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

Ny zanakalahin’i Kehata dia i Amrama, i Jizara, i Hebrona ary i Oziela.

Jereo ny toko

DIEM PROTESTANTA

Ny zanakalahin’i Kehata dia i Hamrama sy i Jitsehara ary i Hebrôna sy i Hoziela.

Jereo ny toko

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

Ny zanakalahin’i Kehata dia i Hamrama sy i Jitsehara ary i Hebrôna sy i Hoziela.

Jereo ny toko

Baiboly Protestanta Malagasy

Ary ny zanakalahin’i Kehata dia Amrama sy Jizara sy Hebrona ary Oziela.

Jereo ny toko

La Bible en Malgache

Ny zanakalahin’i Kehata dia i Amrama, i Jizara, i Hebrona ary i Oziela.

Jereo ny toko

1Tantara 5:28
0 Rohy Ifampitohizana