Ny taranak’i Gada, dia nonina tandrifin’ireo, tao amin’ny tany Basàna hatrany Selkà, dia ireto:
1Tantara 5:12 - Baiboly Katolika i Joela filohany, i Safàna no manarakaraka, vao i Janaì sy i Safata tany Basàna. Baiboly Protestanta Malagasy 2011 I Joela no lohany, i Safama no manarakaraka, ary i Janay sy i Safata no tany Basana. DIEM PROTESTANTA tao Basàna dia ry i Jôela no voalohany, ry i Safana no faharoa, ary ny manaraka dia ry i Jahenay sy ry i Safata. Dikateny Iombonana Eto Madagasikara tao Basàna dia ry i Jôela no voalohany, ry i Safana no faharoa, ary ny manaraka dia ry i Jahenay sy ry i Safata. Baiboly Protestanta Malagasy Joela no lohany, dia Safama no manarakaraka, dia Janay sy Safata tany Basana. Malagasy Bible Joela no lohany, dia Safama no manarakaraka, dia Janay sy Safata tany Basana. La Bible en Malgache I Joela no lohany, i Safama no manarakaraka, ary i Janay sy i Safata no tany Basana. |
Ny taranak’i Gada, dia nonina tandrifin’ireo, tao amin’ny tany Basàna hatrany Selkà, dia ireto:
Ny rahalahin’ireo araka ny fokom-pianakaviany avy dia i Mikaela, i Mosolama, i Sebe, i Jôraì, i Jakàna, i Zie ary i Hebera, fito izy.