Baiboly an-tserasera

dokam-barotra


Ny Baiboly manontolo Testamenta Taloha Testamenta Vaovao




1Tantara 4:38 - Baiboly Katolika

Ireo lehilahy voatonona amin’ny anarany ireo, dia samy filohany amin’ny fianakaviany avy; nitombo fatratra ny fokom-pianakaviany,

Jereo ny toko

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

ireo voalaza anarana ireo dia samy lohany tamin’ny fianakaviany avy; ary efa nihamaro indrindra ny fianakaviany.

Jereo ny toko

Baiboly Protestanta Malagasy

ireo voalaza anarana ireo dia samy lohany tamin’ny fokony avy; ary efa nihamaro indrindra ny fianakaviany.

Jereo ny toko

Malagasy Bible

ireo voalaza anarana ireo dia samy lohany tamin'ny fotony avy; ary efa nihamaro indrindra ny fianakaviany.

Jereo ny toko

La Bible en Malgache

ireo voalaza anarana ireo dia samy lohany tamin’ny fianakaviany avy; ary efa nihamaro indrindra ny fianakaviany.

Jereo ny toko



1Tantara 4:38
4 Rohy Ifampitohizana  

Ary tamin’izany andro izany dia nisy ny Rapeton’olona teto ambonin’ny tany, dia rehefa nankamin’ny zanaka vavin’ny olombelona ny zanak’Andriamanitra, sy efa nahary zaza taminy. Ary ireny no olo-mahery nalaza hatrizay ela izay.


i Zizà, zanak’i Sefeì, zanak’i Alôna, zanak’i Idaià, zanak’i Semrì, zanak’i Samaia.


ka nankany amin’ny hadilalan’i Gadôra izy, hatrany amin’ny ilany atsinanana amin’ny lohasaha, mba hitady tany fiandrasam-biby fiompiny.


Ireto no lohany amin’ny fianakaviany: i Efera, i Jesì, i Ezriela, i Jirmeià, i Odoià, ary i Jedihela, lehilahy matanjaka sy mahery, lehilahy malaza, lohan’ny fokom-pianakaviany avy.