Zanak’i Simeôna: I Jamoela, i Jamina, i Ahoda, i Jasîhna, i Sôhara ary i Saola, zanak’ilay vehivavy Kananeanina.
1Tantara 4:24 - Baiboly Katolika Zanaka lahin’i Simeôna: i Namoela, i Jamina, i Jariba, i Zarà, i Saola, i Seloma zanany, Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Ny zanakalahin’i Simeona dia i Nemoela, i Jamina, i Jariba, i Zera ary i Saoly. DIEM PROTESTANTA Ny zanakalahin’i Simehôna dia i Nemoela sy i Jamîna mbamin’i Jariba sy i Zera ary i Saoly. Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Ny zanakalahin’i Simehôna dia i Nemoela sy i Jamîna mbamin’i Jariba sy i Zera ary i Saoly. Baiboly Protestanta Malagasy NY zanakalahin’i Simeona dia Nemoela sy Jamina sy Jariba sy Zera ary Saoly, Malagasy Bible Ny zanakalahin'i Simeona dia Nemoela sy Jamina sy Jariba sy Zera ary Saoly, La Bible en Malgache Ny zanakalahin’i Simeona dia i Nemoela, i Jamina, i Jariba, i Zera ary i Saoly. |
Zanak’i Simeôna: I Jamoela, i Jamina, i Ahoda, i Jasîhna, i Sôhara ary i Saola, zanak’ilay vehivavy Kananeanina.
Ireo no mpanefy vilany sy mponina tany Netaima sy i Gederà, nonina teo anilan’ny mpanjaka izy, dia niasa ho azy.
Zanaka lahin’i Simeôna: i Jamoela, i Jamina, i Ahoda, i Jasîna, i Soara, ary i Saola, zanaka lahin’ilay vehivavy Kananeanina. Ireo no fianakavian’i Simeôna.