Baiboly an-tserasera

dokam-barotra


Ny Baiboly manontolo Testamenta Taloha Testamenta Vaovao




1Tantara 4:19 - Baiboly Katolika

Zanaka lahin’ny vadin’i Odaià, anabavin’i Nahama: ny rain’i Keilà, ilay Garmiànina, sy ny rain’i Estamao ilay Makatianina.

Jereo ny toko

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

Ny zanakalahin’i Hodia vadiny, izay anabavin’i Nahama, dia ny rain’ny an’i Keila garmita sy i Estemoa makatita.

Jereo ny toko

DIEM PROTESTANTA

Ny anabavin’i Nahama no vadin’i Hôdià; ireo zanakalahin-dravehivavy dia ilay mpanorina ny tanàna Kehilà izay an’ny Garmita sy ilay mpanorina ny tanàna Estemôa izay an’ny Mahekatîta.

Jereo ny toko

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

Ny anabavin’i Nahama no vadin’i Hôdià; ireo zanakalahin-dravehivavy dia ilay mpanorina ny tanàna Kehilà izay an’ny Garmita sy ilay mpanorina ny tanàna Estemôa izay an’ny Mahekatîta.

Jereo ny toko

Baiboly Protestanta Malagasy

Ary ny zanakalahin’i Hodia vadiny, izay anabavin’i Nahama, dia ny razamben’ny an’i Keila Garmita sy Estemoa Makatita.

Jereo ny toko

Malagasy Bible

Ary ny zanakalahin'i Hodia vadiny, izay anabavin'i Nahama, dia ny razamben'ny an'i Keila Garmita sy Estemoa Makatita.

Jereo ny toko

La Bible en Malgache

Ny zanakalahin’i Hodia vadiny, izay anabavin’i Nahama, dia ny rain’ny an’i Keila garmita sy i Estemoa makatita.

Jereo ny toko



1Tantara 4:19
6 Rohy Ifampitohizana  

Ilay vehivavy Jody vadiny anankiray, niteraka an’i Jareda, rain’i Gedôra, sy i Hebera rain’i Sôkô, ary i Ikotiela rain’i Zanôe. Ireo no zanaka lahin’i Betià zanaka vavin’i Faraôna, nalain’i Mereda ho vady.


Zanaka lahin’i Simôna: i Amnôna, i Rinà, i Ben-Hanàna ary i Tilôna. Zanaka lahin’i Jesì: i Zôheta sy i Ben-Zôheta.


Ary ny Levita: Josoe zanak’i Azaniasa, Benay, isan-janak’i Henadada,


Zakora, Serebiasa, Sabaniasa,


i Keilà, i Aleziba, ary i Maresà, tanàna sivy ary ny zana-bohiny,