I Gada dia poritin’andian’olona mitam-piadiana; Nefa mba poritiny amin’ny ombalahin-tongony koa indray ireny.
1Tantara 3:18 - Baiboly Katolika i Melkirama, i Fadaia, i Senezera, i Jesemiasa, i Samà, ary i Nadabiasa. Baiboly Protestanta Malagasy 2011 i Malkirama, i Pedaia, i Senazara, i Jekamia, i Hosama ary i Nedabia. DIEM PROTESTANTA sy i Malkirama, i Pedaià sy i Senatsara mbamin’i Jekamià sy i Hôsamà ary i Nedabià. Dikateny Iombonana Eto Madagasikara sy i Malkirama, i Pedaià sy i Senatsara mbamin’i Jekamià sy i Hôsamà ary i Nedabià. Baiboly Protestanta Malagasy ary Malkirama koa sy Pedaia sy Senazara sy Jekamia sy Hosama ary Nedabia. Malagasy Bible ary Malkirama koa sy Pedaia sy Senazara sy Jekamia sy Hosama ary Nedabia. La Bible en Malgache i Malkirama, i Pedaia, i Senazara, i Jekamia, i Hosama ary i Nedabia. |
I Gada dia poritin’andian’olona mitam-piadiana; Nefa mba poritiny amin’ny ombalahin-tongony koa indray ireny.
Zanaka lahin’i Fadaiasa: i Zôrôbabela sy i Semeià. Zanaka lahin’i Zôrôbabela: i Mosolama, i Hananiasa ary i Salômita, anabavin’ireo;