1Tantara 29:8 - Baiboly Katolika Izay nanam-bato soa, nanolotra izany teo am-pelatanan’i Jahiela Gersônita, ho rakitry ny tranon’i Iaveh. Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Ary izay nanana vatosoa dia nanome azy ho naman’ireo kojakoja ho amin’ny tranon’NY TOMPO, hotahirizin’i Jehiela gersonita. DIEM PROTESTANTA Izay nanana vatosoa dia nanome azy teo am-pelatanan’i Jehiela, taranak’i Gersôna, mba ho zava-tsarobidy tahirizina ao an-tranon’ny TOMPO. Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Izay nanana vatosoa dia nanome azy teo am-pelatanan’i Jehiela, taranak’i Gersôna, mba ho zava-tsarobidy tahirizina ao an-tranon’ny TOMPO. Baiboly Protestanta Malagasy Ary izay nanana vato soa dia nanome azy ho amin’ny rakitry ny tranon’i Jehovah, hotehirizin’i Jehiela Gersonita. Malagasy Bible Ary izay nanana vato soa dia nanome azy no amin'ny rakitry ny tranon'i Jehovah, hotehirizin'i Jehiela Gersonita. La Bible en Malgache Ary izay nanana vatosoa dia nanome azy ho naman’ireo kojakoja ho amin’ny tranon’NY TOMPO, hotahirizin’i Jehiela gersonita. |
dia tonga izay rehetra voatariky ny fo mazoto sy izay rehetra manana saina vonona tsara nanolotra fanatitra ho an’i Iaveh hanaovana ny trano lay fihaonana, mbamin’ny fanaka rehetra ao aminy sy ny fanamiana masina.