I Asmota zanak’i Adiela no tonian’ny rakitry ny mpanjaka, i Jonatàna zanak’i Oziasa no amin’ny rakitra, na an-tsaha na an-tanàna, na amin’ny zana-bohitra na amin’ny tilikambo;
1Tantara 27:26 - Baiboly Katolika i Ezrỳ zanak’i Keloba no amin’ny mpiasa any an-tsaha, miasa ny tany; Baiboly Protestanta Malagasy 2011 ny mpifehy ny mpiasa tany an-tsaha hiasa ny tany dia i Ezry, zanak’i Keloba; DIEM PROTESTANTA I Hezrỳ, zanakalahin’i Keloba, no mpiandraikitra ny tantsaha mpiasa tany. Dikateny Iombonana Eto Madagasikara I Hezrỳ, zanakalahin’i Keloba, no mpiandraikitra ny tantsaha mpiasa tany. Baiboly Protestanta Malagasy ary ny mpifehy ny mpiasa tany an-tsaha hiasa ny tany dia Ezry, zanak’i Keloba; Malagasy Bible ary ny mpifehy ny mpiasa tany an-tsaha hiasa ny tany dia Ezry, zanak'i Keloba; La Bible en Malgache ny mpifehy ny mpiasa tany an-tsaha hiasa ny tany dia i Ezry, zanak’i Keloba; |
I Asmota zanak’i Adiela no tonian’ny rakitry ny mpanjaka, i Jonatàna zanak’i Oziasa no amin’ny rakitra, na an-tsaha na an-tanàna, na amin’ny zana-bohitra na amin’ny tilikambo;
i Semeià avy any Ramà no amin’ny tanimboaloboka; i Zabdiasa avy any Safama no amin’ny divay voavory any amin’ny tanimboaloboka;
Nanao tilikambo tany an’efitra koa izy; ary nihady lavaka famorian-drano betsaka, fa nanana biby fiompiny maro tany, sy tany amin’ny Sefelà mbamin’iny tany lemaka avo, ary nanana mpiasa amam-pamboly voaloboka koa tany an-tendrombohitra sy tany Karmela, fa tia asa tany izy.
Izay tia vola tsy mety vokim-bola; ary izay tia harena, tsy hanandrana ny vokatr’izany. Zava-poana koa izany.