Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




1Tantara 27:27 - Baiboly Katolika

27 i Semeià avy any Ramà no amin’ny tanimboaloboka; i Zabdiasa avy any Safama no amin’ny divay voavory any amin’ny tanimboaloboka;

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

27 ny mpiandraikitra ny tanim-boaloboka dia i Simey ramatita; ny tonian’ny fitahirizana divay any amin’ny tanim-boaloboka dia i Zebdy sifmita;

Jereo ny toko dika mitovy

DIEM PROTESTANTA

27 I Simehỳ, avy any Ramà, no mpiandraikitra ny tanimboaloboka. I Zabdỳ, avy any Sefama, no mpiandraikitra ny tahirin-divay any amin’ny tanimboaloboka.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

27 I Simehỳ, avy any Ramà, no mpiandraikitra ny tanimboaloboka. I Zabdỳ, avy any Sefama, no mpiandraikitra ny tahirin-divay any amin’ny tanimboaloboka.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

27 ary ny tonian’ny tanimboaloboka dia Simey Ramatita; ary ny tonian’ny divay tehirizina any amin’ny tanimboaloboka dia Zebdy Sifmita;

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

27 ary ny tonian'ny tanim-boaloboka dia Simey Ramatita; ary ny tonian'ny divay tehirizina any amin'ny tanim-boaloboka dia Zebdy Sifmita;

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

27 ny mpiandraikitra ny tanim-boaloboka dia i Simey ramatita; ny tonian’ny fitahirizana divay any amin’ny tanim-boaloboka dia i Zebdy sifmita;

Jereo ny toko dika mitovy




1Tantara 27:27
8 Rohy Ifampitohizana  

Ka tezitra i Faraôna tamin’ireo manamboninahiny roa lahy ireo, dia ny lehiben’ny mpandroso divay sy ny lehiben’ny mpitantana mofo.


i Ezrỳ zanak’i Keloba no amin’ny mpiasa any an-tsaha, miasa ny tany;


i Balanàna avy any Gederà no amin’ny ôliva sy ny aviavy any amin’ny Sefelà; i Jôasa no amin’ny diloilo voavory;


Nanao tilikambo tany an’efitra koa izy; ary nihady lavaka famorian-drano betsaka, fa nanana biby fiompiny maro tany, sy tany amin’ny Sefelà mbamin’iny tany lemaka avo, ary nanana mpiasa amam-pamboly voaloboka koa tany an-tendrombohitra sy tany Karmela, fa tia asa tany izy.


Nanao asa lehibe aho, nanorina trano ho ahy; namboly tanimboaloboka ho ahy aho,


Ny sisin-taninareo any atsinanana dia hatreo Hatsar-Enàna ka hatrany Sefama;


Koa nantsoin’i Jôsoe avokoa i Israely rehetra, ny loholony, ny lehibeny, ny mpitsara azy, ary ny manamboninahiny, ka hoy izy taminy: «Efa zokiolona sy mandroso fahanterana aho.


an’ny ao Arôera, an’ny ao Sefamôta, an’ny ao Estamao,


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra