1Tantara 27:28 - Baiboly Katolika28 i Balanàna avy any Gederà no amin’ny ôliva sy ny aviavy any amin’ny Sefelà; i Jôasa no amin’ny diloilo voavory; Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201128 ny mpiandraikitra ny hazo oliva sy ny aviavy any Sefela dia i Baala-Hanana gaderita; ny tonian’ny fitahirizana diloilo dia i Joasy; Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA28 I Bahala-Hanàna, avy any Bety-Gedera, no mpiandraikitra ny voly ôliva sy aviavy any amin’ny lemak’i Sefelà. I Jôhasa no mpiandraikitra ny tahirin-diloilo. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara28 I Bahala-Hanàna, avy any Bety-Gedera, no mpiandraikitra ny voly ôliva sy aviavy any amin’ny lemak’i Sefelà. I Jôhasa no mpiandraikitra ny tahirin-diloilo. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy28 ary ny tonian’ny hazo oliva sy ny aviavy eny amin’ny tany lemaka amoron-tsiraka dia Bala-hanana Gaderita; ary ny tonian’ny diloilo tehirizina dia Joasy; Jereo ny tokoMalagasy Bible28 ary ny tonian'ny hazo oliva sy ny aviavy eny amin'ny tany lemaka amoron-tsiraka dia Bala-hanana Gaderita; ary ny tonian'ny diloilo tehirizina dia Joasy; Jereo ny tokoLa Bible en Malgache28 ny mpiandraikitra ny hazo oliva sy ny aviavy any Sefela dia i Baala-Hanana gaderita; ny tonian’ny fitahirizana diloilo dia i Joasy; Jereo ny toko |