Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




1Tantara 27:26 - DIEM PROTESTANTA

26 I Hezrỳ, zanakalahin’i Keloba, no mpiandraikitra ny tantsaha mpiasa tany.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

26 ny mpifehy ny mpiasa tany an-tsaha hiasa ny tany dia i Ezry, zanak’i Keloba;

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

26 I Hezrỳ, zanakalahin’i Keloba, no mpiandraikitra ny tantsaha mpiasa tany.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

26 i Ezrỳ zanak’i Keloba no amin’ny mpiasa any an-tsaha, miasa ny tany;

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

26 ary ny mpifehy ny mpiasa tany an-tsaha hiasa ny tany dia Ezry, zanak’i Keloba;

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

26 ary ny mpifehy ny mpiasa tany an-tsaha hiasa ny tany dia Ezry, zanak'i Keloba;

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

26 ny mpifehy ny mpiasa tany an-tsaha hiasa ny tany dia i Ezry, zanak’i Keloba;

Jereo ny toko dika mitovy




1Tantara 27:26
4 Rohy Ifampitohizana  

I Hazmavety, zanakalahin’i Hadiela, no mpiandraikitra ny zava-tsarobidin’ny mpanjaka. I Jônatàna, zanakalahin’i Hozià, no mpiandraikitra ny trano fitahirizam-bokatra, na tany ambanivohitra na tamin’ny tanàn-dehibe na tamin’ny tanàna kely na tamin’ny tilikambo fiarovana.


I Simehỳ, avy any Ramà, no mpiandraikitra ny tanimboaloboka. I Zabdỳ, avy any Sefama, no mpiandraikitra ny tahirin-divay any amin’ny tanimboaloboka.


Nanao tilikambo fiambenana ihany koa izy tao an-taniefitra sady nihady lavaka maro ho famorian-drano, satria nanana omby aman’ondry betsaka izy teny amin’ny faritr’i Sefelà sy teny amin’ny lemaka; ary nanana mpiasa tany teny an-kavoana sy mpamboly voaloboka teny an-tanimboaloboka koa ny mpanjaka, satria tia asa tany tokoa izy.


Izay tia vola dia tsy ho afa-po mihitsy; ary izay tia harena dia tsy ho vokin’izany mihitsy. Zava-poana koa izany.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra