Ny zanaka lahin’i Eliezera, dia i Rohobià, filohany. Tsy nanan-janaka lahy hafa i Eliezera, nefa maro dia maro ny zanakalahin-dRohobià.
1Tantara 26:24 - Baiboly Katolika dia i Soboela zanak’i Gersôna zanak’i Môizy, no toniany ambony indrindra amin’ny rakitra. Baiboly Protestanta Malagasy 2011 dia i Seboela, avy tamin’ny taranak’i Gersoma, zanak’i Mosesy, no tonian’ny efitrano fitahirizana. DIEM PROTESTANTA dia i Sobaela, zanakalahin’i Gersôma sy zafin’i Mosesy, no mpiandraikitra ny zavatra sarobidy. Dikateny Iombonana Eto Madagasikara dia i Sobaela, zanakalahin’i Gersôma sy zafin’i Mosesy, no mpiandraikitra ny zavatra sarobidy. Baiboly Protestanta Malagasy dia Seboela, avy tamin’ny taranak’i Gersona, zanak’i Mosesy, no tonian’ny rakitra. Malagasy Bible dia Seboela, avy tamin'ny taranak'i Gersona, zanak'i Mosesy, no tonian'ny rakitra. La Bible en Malgache dia i Seboela, avy tamin’ny taranak’i Gersoma, zanak’i Mosesy, no tonian’ny efitrano fitahirizana. |
Ny zanaka lahin’i Eliezera, dia i Rohobià, filohany. Tsy nanan-janaka lahy hafa i Eliezera, nefa maro dia maro ny zanakalahin-dRohobià.
Izao kosa ny amin’ny filohan’ny Levita sisa: tamin’ny taranak’i Amrama i Sobaela, tamin’ny taranak’i Sobaela i Jehedeià;
Ny Levita rahalahin’ireo, no tonian’ny rakitry ny tranon’Andriamanitra, sy ny rakitr’ireo zavatra voahasina.
Tamin’ireo rahalahiny avy amin’i Eliezera, izay nanan-janaka an’i Rahabià, izay nanan-janaka an’i Isaiasa, izay nanan-janaka an’i Jôrama, izay nanan-janaka an’i Zekri, izay nanan-janaka an’i Selemita,