Nony tonga teo am-pamoloan’i Atada ao andafin’i Jordany izy ireo dia nitomany amam-pigogogogoana mafy, fa nanokana hafitoana hanaovana fisaonana ho voninahitry ny rainy i Josefa.
1Tantara 21:28 - Baiboly Katolika Tamin’izany andro izany, nony hitan’i Davida fa nihaino azy i Iaveh tao amin’ny famoloan’i Ornàna Jeboseanina, dia nanatitra sorona tao izy. Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Tamin’izany andro izany, nony hitan’i Davida fa novalin’NY TOMPO teo amin’ny famoloan’i Ornana jebosita izy dia namono zavatra hatao fanatitra teo izy. DIEM PROTESTANTA Nony hitan’i Davida namaly vavaka azy ny TOMPO teo amin’ny famoloan’i Araonà izay Jebosita, dia nanjary nanolotra sorona teo izy isaky ny fotoanandro sahaza. Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Nony hitan’i Davida namaly vavaka azy ny TOMPO teo amin’ny famoloan’i Araonà izay Jebosita, dia nanjary nanolotra sorona teo izy isaky ny fotoanandro sahaza. Baiboly Protestanta Malagasy Tamin’izany andro izany, nony hitan’i Davida fa novalian’i Jehovah teo amin’ny famoloan’i Araona Jebosita izy, dia namono zavatra hatao fanatitra teo izy. Malagasy Bible Tamin'izany andro izany, nony hitan'i Davida fa novalian'i Jehovah teo amin'ny famoloan'i Araona Jebosita izy, dia namono zavatra hatao fanatitra teo izy. La Bible en Malgache Tamin’izany andro izany, nony hitan’i Davida fa novalin’NY TOMPO teo amin’ny famoloan’i Ornana jebosita izy dia namono zavatra hatao fanatitra teo izy. |
Nony tonga teo am-pamoloan’i Atada ao andafin’i Jordany izy ireo dia nitomany amam-pigogogogoana mafy, fa nanokana hafitoana hanaovana fisaonana ho voninahitry ny rainy i Josefa.
Ilay tabernaklan’i Iaveh nataon’i Môizy tany an’efitra sy ny ôtelin’ny sorona dorana, dia teo amin’ny fitoerana avo tany Gabaôna fahizay.