Dia nasain’ilay Anjelin’i Iaveh nilazan’i Gada i Davida hiakatra hanangana ôtely ho an’i Iaveh, ao am-pamoloan’i Ornàna Jeboseanina.
1Tantara 21:19 - Baiboly Katolika Ka niakatra araka ny teny nolazain’i Gada tamin’ny Anaran’i Iaveh i Davida. Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Dia niakatra i Davida araka ny tenin’i Gada, izay nolazainy tamin’ny anaran’NY TOMPO. DIEM PROTESTANTA Dia niakatra i Davida, araka ny teny nolazain’i Gada tamin’ny anaran’ny TOMPO. Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Dia niakatra i Davida, araka ny teny nolazain’i Gada tamin’ny anaran’ny TOMPO. Baiboly Protestanta Malagasy Koa dia niakatra Davida araka ny tenin’i Gada, izay nolazainy tamin’ny anaran’i Jehovah. Malagasy Bible Koa dia niakatra Davida araka ny tenin'i Gada, izay nolazainy tamin'ny anaran'i Jehovah. La Bible en Malgache Dia niakatra i Davida araka ny tenin’i Gada, izay nolazainy tamin’ny anaran’NY TOMPO. |
Dia nasain’ilay Anjelin’i Iaveh nilazan’i Gada i Davida hiakatra hanangana ôtely ho an’i Iaveh, ao am-pamoloan’i Ornàna Jeboseanina.
Niherika i Ornàna ka nahita ilay Anjely dia niery izy sy ireo zanany efa-dahy; nively vary tamin’izay i Ornàna.