Zanaka lahin’i Kaleba rahalahin’i Jerameela: i Mesà, lahy matoany, rain’i Zifa, sy ny zanaka lahin’i Maresà, rain’i Hebrôna.
1Tantara 2:43 - Baiboly Katolika Zanaka lahin’i Hebrôna: i Kôre, i Tafoà, i Rekema, ary i Samà. Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Ny zanakalahin’i Hebrona dia i Kora, i Tapoa, i Rekema ary i Sema. DIEM PROTESTANTA Ny zanakalahin’i Hebrôna dia i Kora sy i Tapoa ary i Rekema sy i Sema. Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Ny zanakalahin’i Hebrôna dia i Kora sy i Tapoa ary i Rekema sy i Sema. Baiboly Protestanta Malagasy Ary ny zanakalahin’i Hebrona dia Kora sy Tapoa sy Rakema ary Sema. Malagasy Bible Ary ny zanakalahin'i Hebrona dia Kora sy Tapoa sy Rakema ary Sema. La Bible en Malgache Ny zanakalahin’i Hebrona dia i Kora, i Tapoa, i Rekema ary i Sema. |
Zanaka lahin’i Kaleba rahalahin’i Jerameela: i Mesà, lahy matoany, rain’i Zifa, sy ny zanaka lahin’i Maresà, rain’i Hebrôna.