1Tantara 2:31 - Baiboly Katolika Zanaka lahin’i Afaima: I Jesì. Zanaka lahin’i Jesì: i Sesàna. Zanaka lahin’i Sesàna: i Oholaia. Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Ny zanakalahin’i Apaima dia i Jisy. Ny zanakalahin’i Jisy dia i Sesana. Ny zanakalahin’i Sesana dia i Ahelay. DIEM PROTESTANTA Ny zanakalahin’i Apaîma dia i Jisehỳ; ny zanakalahin’i Jisehỳ dia i Sesàna; ary ny zanakalahin’i Sesàna dia i Ahelay. Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Ny zanakalahin’i Apaîma dia i Jisehỳ; ny zanakalahin’i Jisehỳ dia i Sesàna; ary ny zanakalahin’i Sesàna dia i Ahelay. Baiboly Protestanta Malagasy Ary ny zanakalahin’i Apaima dia Jisy. Ary ny zanakalahin’i Jisy dia Sesana. Ary ny zanakalahin’i Sesana dia Ahelay. Malagasy Bible Ary ny zanakalahin'i Apaima dia Jisy Ary ny zanakalahin'i Jisy dia Sesana. Ary ny zanakalahin'i Sesana dia Ahelay. La Bible en Malgache Ny zanakalahin’i Apaima dia i Jisy. Ny zanakalahin’i Jisy dia i Sesana. Ny zanakalahin’i Sesana dia i Ahelay. |
Zanaka lahin’i Jadà, rahalahin’i Semeià: i Jetera sy i Jonatàna. Maty tsy niteraka i Jetera.
Zanaka lahin’i Simôna: i Amnôna, i Rinà, i Ben-Hanàna ary i Tilôna. Zanaka lahin’i Jesì: i Zôheta sy i Ben-Zôheta.
Nisy taranak’i Simeôna koa, dimanjato lahy no isany, nankany amin’ny tendrombohitra Seira. I Faltiasa, i Naariasa, i Rafaiasa, ary i Oziela zanak’i Jesì, no filohan’ireo.