1Tantara 16:37 - Baiboly Katolika
Dia navelan’i Davida teo anoloan’ny fiaran’ny faneken’i Iaveh i Asafa mbamin’ireo rahalahiny, mba hanao tsy tapaka ny fanompoana eo anoloan’ny Fiara, araka ny anjara raharahany isan’andro.
Jereo ny toko
I Asafa sy ny rahalahiny dia navelan’i Davida teo anoloan’ny vata misy ny faneken’NY TOMPO hanao fanompoam-pivavahana ao mandrakariva araka ny raharaha tokony hatao isanandro.
Jereo ny toko
Dia teo anoloan’ny Vatamasina mirakitra ny fanekempihavanan’ny TOMPO teo i Davida no nanankina adidy tamin-dry i Asafa sy ny namany mba hanao fanompoam-pivavahana tsy an-kiato eo, araka ny raharaha tokony hatao isan’andro;

Ary Asafa sy ny rahalahiny dia navelan’i Davida teo anoloan’ny fiaran’ny faneken’i Jehovah hanao fanompoam-pivavahana ao mandrakariva araka ny raharaha tokony hatao isan-andro,–
Jereo ny toko
Ary Asafa sy ny rahalahiny dia navelan'i Davida teo anoloan'ny fiaran'ny faneken'Jehovah hanao fanompoam-pivavahana ao mandrakariva araka ny raharaha tokony hatao isan'andro,