Baiboly an-tserasera

dokam-barotra


Ny Baiboly manontolo Testamenta Taloha Testamenta Vaovao




1Tantara 16:14 - Baiboly Katolika

Izy, Iaveh no Andriamanitsika, mahazo ny tany rehetra ny fitsaràny.

Jereo ny toko

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

NY TOMPO, Izy no Andriamanitsika; manerana ny tany rehetra ny fitsarany.

Jereo ny toko

DIEM PROTESTANTA

Izy no TOMPO Andriamanitsika; manerana ny tany tontolo ny fanapahany.

Jereo ny toko

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

Izy no TOMPO Andriamanitsika; manerana ny tany tontolo ny fanapahany.

Jereo ny toko

Baiboly Protestanta Malagasy

Jehovah, Izy no Andriamanitsika, Manerana ny tany rehetra ny fitsarany.

Jereo ny toko

Malagasy Bible

Jehovah, Izy no Andriamanitsika, manerana ny tany rehetra ny fitsarany.

Jereo ny toko

La Bible en Malgache

NY TOMPO, Izy no Andriamanitsika; manerana ny tany rehetra ny fitsarany.

Jereo ny toko



1Tantara 16:14
12 Rohy Ifampitohizana  

Manao fanekena aminao Aho, aminao sy amin’ny taranakao, hanaraka anao amin’ny taona mifandimby, dia ho fanekena maharitra mandrakizay, mba ho Andriamanitrao Aho, sy ho Andriamanitry ny taranakao handimby anao.


Tsarovy ny zava-mahatalanjona nataony, ny fahagagany sy ny fitsaràn’ny vavany,


ry taranak’i Israely mpanompony, ry terak’i Jakôba, ianareo olom-boafidiny.


Tsahivo mandrakariva ny fanekeny, ny teny nataony ho an’ny taranaka arivo mandimby.


Fantaro fa Andriamanitra i Iaveh; Izy no nanao antsika, ka Azy isika, vahoakany sy andian’ondriny amin’ny tanim-bilony.


Ianao no Andriamanitro, ka hidera Anao aho; Andriamanitro, ka hanandratra Anao aho.


Salamon’i Davida. Fony izy tany an’efitr’i Jodà .


Fa Izy no Andriamanitsika, ary isika dia vahoaka eo am-balany, andian’ondry entin’ny tanany. A! raha mba mihaino ny feony mantsy ianareo anio!


I Iaveh no heriko sy fototry ny tononkirako, Izy no namonjy ahy. Izy no Andriamanitro, ka hankalazaiko, Sady Andriamanitry ny raiko, ka hoderaiko.


Ny fanahiko maniry Anao mandritra ny alina; ary ny saiko ato anatiko, nikatsaka Anao. Satria raha mihatra amin’ny tany ny fitsarànao, dia tonga mahalala ny fahamarinana ny mponina amin’izao tontolo izao.