Ary samy tonga tany amin’ny mpanjaka tany Hebrôna avokoa ny loholon’i Israely, ka dia nanao fanekem-pihavanana tamin’izy ireo tany, teo anatrehan’i Iaveh, i Davida mpanjaka; ary nanosotra an’i Davida ho mpanjakan’i Israely izy ireo.
1Tantara 14:8 - Baiboly Katolika Ren’ny Filistinina fa hoe voahosotra ho mpanjaka amin’i Israely rehetra i Davida; dia niakatra hitady an’i Davida ny Filistinina rehetra. Nahare izany i Davida ka dia nivoaka hanoloana an’ireo izy. Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Nony ren’ny Filistina fa voahosotra ho mpanjakan’ny Israely rehetra i Davida dia niakatra hitady azy ny Filistina rehetra. Koa raha ren’i Davida izany dia nivoaka hiady taminy izy. DIEM PROTESTANTA Nony ren’ny Filistinina fa efa voahosotra ho mpanjaka amin’i Israely manontolo i Davida, dia niakatra ny Filistinina rehetra mba hambabo an’i Davida. Nahare izany i Davida, ka nivoaka hifanehatra amin’ireo. Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Nony ren’ny Filistinina fa efa voahosotra ho mpanjaka amin’i Israely manontolo i Davida, dia niakatra ny Filistinina rehetra mba hambabo an’i Davida. Nahare izany i Davida, ka nivoaka hifanehatra amin’ireo. Baiboly Protestanta Malagasy KOA nony ren’ny Filistina fa efa nohosorana ho mpanjakan’ny Isiraely rehetra Davida, dia niakatra hitady azy ny Filistina rehetra. Koa raha ren’i Davida izany, dia nivoaka hiady taminy izy. Malagasy Bible Koa nony ren'ny Filistina fa efa nohosorana ho mpanjakan'ny Isiraely rehetra Davida, dia niakatra hitady azy ny Filistina rehetra. Koa raha ren'i Davida izany, dia nivoaka hiady taminy izy. La Bible en Malgache Nony ren’ny Filistina fa voahosotra ho mpanjakan’ny Israely rehetra i Davida dia niakatra hitady azy ny Filistina rehetra. Koa raha ren’i Davida izany dia nivoaka hiady taminy izy. |
Ary samy tonga tany amin’ny mpanjaka tany Hebrôna avokoa ny loholon’i Israely, ka dia nanao fanekem-pihavanana tamin’izy ireo tany, teo anatrehan’i Iaveh, i Davida mpanjaka; ary nanosotra an’i Davida ho mpanjakan’i Israely izy ireo.
Dia tonga teo amin’ny mpanjaka, tany Hebrôna, ny loholon’i Israely rehetra, ary i Davida nanao fanekena tamin’izy ireo, teo anatrehan’i Iaveh, tany Hebrôna, ary izy ireo nanosotra an’i Davida ho mpanjakan’i Israely, araka ny tenin’i Iaveh, notononin’i Samoela.
Nitsangana i Davida ary androtr’izay ihany dia nandositra lavitra an’i Saola, ka tany amin’i Akisa mpanjakan’i Geta no nalehany.