Avy amin’i Zabolôna, 50.000, samy azo alefa amin’ny tafika, vonon-kiady, efa hary fiadiana tsara mihitsy, mba hilahatra hiady amin’ny fo tsy miroahana.
1Tantara 12:36 - Baiboly Katolika Avy amin’i Asera 40.000, samy azo alefa amin’ny tafika sy vonon-kiady. Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Tamin’ny Asera dia efatra alina izay azo nalefa hanafika sady vonona hiady. DIEM PROTESTANTA Tamin’i Dana, dia nisy 28 600 lahy, vonon-kiantafika. Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Tamin’i Dana, dia nisy 28 600 lahy, vonon-kiantafika. Baiboly Protestanta Malagasy Ary tamin’ny Asera, efatra alina izay azo nalefa hanafika sady nahay niady. Malagasy Bible Ary tamin'ny Asera, efatra alina izay azo nalefa hanafika sady nahay niady. La Bible en Malgache Tamin’ny Asera dia efatra alina izay azo nalefa hanafika sady vonona hiady. |
Avy amin’i Zabolôna, 50.000, samy azo alefa amin’ny tafika, vonon-kiady, efa hary fiadiana tsara mihitsy, mba hilahatra hiady amin’ny fo tsy miroahana.
Ary ny avy any an-dafin’i Jordany, amin’ny Robenita sy ny Gadita ary ny antsasa-pokon’i Manase, 120.000 lahy, hary fitaovana enti-miady tsara mihitsy.
Mihazakazaka hoatra ny olo-mahery izy ireo, mananika ny manda, toy ny lehilahy mpiady, samy mandeha amin’ny lalany avy; fa tsy mifanjevo amin’ny lalana alehany akory.