Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




1Tantara 12:36 - DIEM PROTESTANTA

36 Tamin’i Dana, dia nisy 28 600 lahy, vonon-kiantafika.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

36 Tamin’ny Asera dia efatra alina izay azo nalefa hanafika sady vonona hiady.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

36 Tamin’i Dana, dia nisy 28 600 lahy, vonon-kiantafika.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

36 Avy amin’i Asera 40.000, samy azo alefa amin’ny tafika sy vonon-kiady.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

36 Ary tamin’ny Asera, efatra alina izay azo nalefa hanafika sady nahay niady.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

36 Ary tamin'ny Asera, efatra alina izay azo nalefa hanafika sady nahay niady.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

36 Tamin’ny Asera dia efatra alina izay azo nalefa hanafika sady vonona hiady.

Jereo ny toko dika mitovy




1Tantara 12:36
4 Rohy Ifampitohizana  

Tamin’ny taranak’i Jisakara, dia nisy manamboninahitra roanjato lahy sy ireo mpiray foko rehetra teo ambany fifehezany; ireo manamboninahitra ireo dia samy nahay mamantatra tsara ny fotoana mety sy ny fomba tokony hikatrohan’ny Israelita.


Tamin’i Naftalỳ, dia nisy manamboninahitra arivo lahy arahin’ny miaramilany 37 000 nirongo ampinga sy lefona.


Tamin’i Asera, dia nisy miaramila 40 000, zatra ady sy vonon-kiantafika.


Tahaka ny lehilahy mahery ny fihazakazahany ary tahaka ny miaramila mpiady ny fianihany manda. Samy mandeha amin’izay hitsiny izy, fa tsy mivilivily lalana.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra