1Tantara 12:26 - Baiboly Katolika Tamin’ny taranak’i Levì, 4.600 lahy. Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Tamin’ny taranak’i Levy dia eninjato sy efatra arivo. DIEM PROTESTANTA Tamin’ny i Simehôna, dia nisy 7 100 lahy maherifo an’ady. Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Tamin’ny i Simehôna, dia nisy 7 100 lahy maherifo an’ady. Baiboly Protestanta Malagasy Tamin’ny taranak’i Levy, enin-jato amby efatra arivo. Malagasy Bible Tamin'ny taranak'i Levy, enin-jato amby efatra arivo. La Bible en Malgache Tamin’ny taranak’i Levy dia eninjato sy efatra arivo. |