1Tantara 12:20 - Baiboly Katolika
Raha niverina tany Sikelega izy dia nisy olona avy amin’i Manase, nanatona azy: i Ednasa, i Jôzabada, i Jedihela, i Mikaela, i Jôzadaba, i Eliò ary i Sabataì, tomponarivo amin’i Manase ireny.
Jereo ny toko
Rehefa nankany Ziklaga i Davida dia nisy tamin’ny Manase nanatona azy, dia i Adna, i Jozabada, i Jediaela, i Mikaela, i Jozabada, i Eliho ary i Ziletahy, mpifehy arivo tamin’ny Manase.
Jereo ny toko
Ary nisy avy amin’ny fokon’i Manase lasa nikambana tamin’i Davida fony izy nomba ny Filistinina mba hiady amin’i Saoly; saingy tsy nanampy ny Filistinina ry i Davida, satria rehefa nifampidinika ny andrianan’ny Filistinina dia nampiverina azy, fa hoy ireo hoe: «Hikambana amin’i Saoly tompony i Davida, ka hanolotra antsika aminy».

Raha nankany Ziklaga izy, nisy tamin’ny Manase nanatona azy, dia Adna sy Jozabada sy Jediaela sy Mikaela sy Jozabada sy Eliho ary Ziletahy, mpifehy arivo tamin’ny Manase.
Jereo ny toko
Raha nankany Ziklaga izy, nisy tamin'ny Manase nanatona azy, dia Adna sy Jozabada sy Jediada sy Mikaela sy Jozabada sy Eliho ary Ziletahy, mpifehy arivo tamin'ny Manase.