ary nanan-daza tamin’izy telo lahy mahery izy. Nalaza noho izy 30 lahy izy, nefa tsy nahomby azy telo lahy irerỳ izy. Noraisin’i Davida ho isan’ny mpanolo-tsaina azy izy.
1Tantara 11:12 - Baiboly Katolika Ny manarakaraka azy dia i Eleazara, zanak’i Dôdô, i Ahôhita; anisan’izy telo lahy mahery izy. Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Ny manarakaraka azy dia i Eleazara, zanak’i Doday ahohita, iray amin’izy telo lahy mahery. DIEM PROTESTANTA Manaraka azy dia i Elehazara, zanakalahin’i Dôday avy any Ahôa sady anisan’ny «Tariky ny telo lahy» kalaza. Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Manaraka azy dia i Elehazara, zanakalahin’i Dôday avy any Ahôa sady anisan’ny «Tariky ny telo lahy» kalaza. Baiboly Protestanta Malagasy Ary ny manarakaraka azy dia Eleazara, zanak’i Dodo Ahohita, anankiray amin’izy telo lahy mahery. Malagasy Bible Ary ny manarakaraka azy dia Eleazara, zanak'i Dodo Ahohita, anankiray amin'izy telo lahy mahery. La Bible en Malgache Ny manarakaraka azy dia i Eleazara, zanak’i Doday ahohita, iray amin’izy telo lahy mahery. |
ary nanan-daza tamin’izy telo lahy mahery izy. Nalaza noho izy 30 lahy izy, nefa tsy nahomby azy telo lahy irerỳ izy. Noraisin’i Davida ho isan’ny mpanolo-tsaina azy izy.
Ny manarakaraka azy dia i Eleazara zanak’i Dôdao zanak’i Ahôhỳ. Io no anankiray amin’izy telo lahy mahery niaraka tamin’i Davida raha ilay nihaika ny Filistinina tafakambana mba hiady iny izy ireo,
«Sanatria raha hanao izany aho! Ra aman’ain’ireo olona ireo ve, ka dia hosotroiko? Fa ny ainy no nataony vy very, hitondrany an’ity!» Dia tsy nety nisotro izy. Izany no nataon’izy telo lahy mahery ireo.
Amin’izy telopolo lahy faharoa, dia izy no malaza indrindra, ka lehiben’izy ireo, nefa tsy nahomby an’irerỳ telopolo lahy voalohany izy.
I Dôdià Ahôhita no lohan’ny antokony amin’ny volana faharoa, i Makelôta andriandahy no isan’ny lehibe tamin’ny antokony; 24.000 no isan’ny antokony.