Baiboly an-tserasera

dokam-barotra


Ny Baiboly manontolo Testamenta Taloha Testamenta Vaovao




1Tantara 1:31 - Baiboly Katolika

i Jetora, i Nafisa, i Kedmà. Ireo no zanaka lahin’i Ismaela.

Jereo ny toko

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

i Jetora, i Nafisy ary i Kedma. Ireo no zanakalahin’Ismaela.

Jereo ny toko

DIEM PROTESTANTA

sy i Jetora ary i Nafisa sy i Kedmà: ireo no zanakalahin’i Jismahela.

Jereo ny toko

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

sy i Jetora ary i Nafisa sy i Kedmà: ireo no zanakalahin’i Jismahela.

Jereo ny toko

Baiboly Protestanta Malagasy

sy Jetora sy Nafisy ary Kedma. Ireo no zanakalahin’Isimaela.

Jereo ny toko

Malagasy Bible

sy Jetora sy Nafisy ary Kedma. Ireo no zanakalahin'Isimaela.

Jereo ny toko

La Bible en Malgache

i Jetora, i Nafisy ary i Kedma. Ireo no zanakalahin’Ismaela.

Jereo ny toko



1Tantara 1:31
4 Rohy Ifampitohizana  

i Hadada, i Temà, i Jetora, i Nafisy ary i Sedmà.


i Masmà, i Domà, i Masà, i Hadada, i Temà,


Zanaka lahin’i Setorà, vaditsindranon’i Abrahama: ny naterany dia i Zamrama, i Jeksàna, i Madàna, i Madiàna, i Jesbaoka, ary i Soe. Zanak’i Jeksàna: i Sabà sy i Dadàna.


Niady tamin’ny Agareanina izy ireo, sy tamin’i Jetora, i Nafisa, ary i Nôdaba.