Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




1Tantara 1:31 - DIEM PROTESTANTA

31 sy i Jetora ary i Nafisa sy i Kedmà: ireo no zanakalahin’i Jismahela.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

31 i Jetora, i Nafisy ary i Kedma. Ireo no zanakalahin’Ismaela.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

31 sy i Jetora ary i Nafisa sy i Kedmà: ireo no zanakalahin’i Jismahela.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

31 i Jetora, i Nafisa, i Kedmà. Ireo no zanaka lahin’i Ismaela.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

31 sy Jetora sy Nafisy ary Kedma. Ireo no zanakalahin’Isimaela.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

31 sy Jetora sy Nafisy ary Kedma. Ireo no zanakalahin'Isimaela.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

31 i Jetora, i Nafisy ary i Kedma. Ireo no zanakalahin’Ismaela.

Jereo ny toko dika mitovy




1Tantara 1:31
4 Rohy Ifampitohizana  

sy i Hadada, i Temà sy i Jetora ary i Nafisy sy i Kedmà.


sy i Mismà, i Domà sy i Masà, i Hadada


Ny zanakalahy naterak’i Ketorà, vadikelin’i Abrahama, dia i Zimràna, i Jôksàna, i Medàna, i Midiàna, i Jisbàka ary i Soha. Ny zanakalahin’i Jôksàna dia i Sebà sy i Dedàna.


Dia niady tamin’ny Hagrîta sy tamin’ny taranak’i Jetora sy i Nafisa ary i Nôdaba ry zareo.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra