Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Zefania 2:12 - DIEM PROTESTANTA

12 «Ianareo koa, ry Etiôpianina, hoy ny Tompo, hovonoiko amin’ny ady ianareo».

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

12 Ianareo Kosita koa, ho voatrobaky ny sabatro ianareo.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

12 «Ianareo koa, ry Etiôpianina, hoy ny Tompo, hovonoiko amin’ny ady ianareo».

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

12 Ianareo koa, ry Etiôpianina!... Ho voatrobaky ny sabatro izy ireo.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

12 Hianareo Etiopiana koa,– Ho voatrabaky ny sabatro hianareo.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

12 Hianareo Etiopiana koa, Ho voatrabaky ny sabatro ianareo.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

12 Ianareo Kosita koa, ho voatrobaky ny sabatro ianareo.

Jereo ny toko dika mitovy




Zefania 2:12
12 Rohy Ifampitohizana  

Mirotsaha amin’izay Ianao, TOMPO ô, mba hanohitra sy handaboka azy; ny sabatrao re no anafaho ahy mba tsy ho azon’ny olon-dratsy aho.


Hoy ny TOMPO hoe: «Lozan’i Asiria, izay tsorakazo mampihatra ny fahatezerako! Eny, izy no mitazona eny an-tanany ny kibay mampihatra ny fahavinirako.


Tonga avy any an-tany lavitra ireo, avy any am-paravodilanitra any hoenti-mandrava manontolo io tany io: ny TOMPO sy ireo fitaovan’ny fahatezerany izany.


Ary io taona nahazoan’ny Asirianina an’i Asdôda io, no nilazan’ny TOMPO taminy hoe: «Efa ho telo taona izao no nandehandehanan’i Isaià mpanompoko, tsy nitafy lamba sy tsy nikiraro, mba ho famantarana sy marika ny amin’ny hamelezana an’i Ejipta sy i Etiôpia.


Satria Izaho no TOMPO Andriamanitrao, ilay Masin’i Israely mpamonjy anao. Nomeko hanavotana anao i Ejipta; ary nataoko solonao i Etiôpia sy i Sebà.


Homeko tanjaka ny sandrin’ny mpanjakan’i Babilôna ka ny sabatro mihitsy no hapetrako eo an-tanany. Ary ny Farao, izay efa nopotehiko ny sandriny, dia ho faty mitoloko toy ny voaratra eo anoloan’ny fahavalony.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra