Zakaria 8:21 - DIEM PROTESTANTA21 Ary ny mponina ao amin’ny tanàna iray dia hankany amin’ny mponin’ny tanàna iray hafa ka hitaona azy hanao hoe ‹Ndao tokoa isika handeha hivavaka amin’ny TOMPO, eny, hitady an’ilay TOMPOn’izao rehetra izao.› Dia hamaly ireo hoe: ‹Izahay koa mba handeha›. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201121 ary ny mponina ao amin’ny tanàna iray dia hankany amin’ny tanàna iray hafa ka hiteny hoe: Aoka handeha tokoa isika hifona amin’NY TOMPO sy hitady an’Andriamanitra, Tompon’izao rehetra izao! Izaho koa dia mba handeha! Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara21 Ary ny mponina ao amin’ny tanàna iray dia hankany amin’ny mponin’ny tanàna iray hafa ka hitaona azy hanao hoe ‹Ndao tokoa isika handeha hivavaka amin’ny TOMPO, eny, hitady an’ilay TOMPOn’izao rehetra izao.› Dia hamaly ireo hoe: ‹Izahay koa mba handeha›. Jereo ny tokoBaiboly Katolika21 Ny mponina avy amin’ny iray, hankany amin’ny iray hafa, ka hanao hoe: ‹Andao, andao re isika, hifona amin’i Iaveh sy hitady an’i Iavehn’ny tafika! - Izaho koa mba handeha!› Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy21 ary ny mponina ao amin’ny anankiray hankany amin’ny anankiray kosa ka hanao hoe: Aoka handeha tokoa isika hifona amin’i Jehovah sy hitady an’i Jehovah, Tompon’ny maro; izaho koa mba handeha. Jereo ny tokoMalagasy Bible21 ary ny mponina ao amin'ny anankiray hankany amin'ny anankiray kosa ka hanao hoe: Aoka handeha tokoa isika hifona amin'i Jehovah sy hitady an'i Jehovah, Tompon'ny maro; izaho koa mba handeha. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache21 ary ny mponina ao amin’ny tanàna iray dia hankany amin’ny tanàna iray hafa ka hiteny hoe: Aoka handeha tokoa isika hifona amin’NY TOMPO sy hitady an’Andriamanitra, Tompon’izao rehetra izao! Izaho koa dia mba handeha! Jereo ny toko |
Handeha ho any ny firenena marobe ka hifampitaona hoe: «Andeha isika hiakatra any an-tendrombohitry ny TOMPO, ho any an-tranon’ilay Andriamanitr’i Jakôba; dia hampianariny antsika ny sori-dàlany, ary harahintsika ny lalana hatorony.» Fa avy ao Tsiôna no ivoahan’ny fampianarana, ary avy ao Jerosalema no iavian’ny tenin’ny TOMPO.