Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Zakaria 4:8 - DIEM PROTESTANTA

8 Ary nisy tenin’ny TOMPO tamiko indray nanao hoe:

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

8 Dia tonga tamiko indray ny tenin’NY TOMPO hoe:

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

8 Ary nisy tenin’ny TOMPO tamiko indray nanao hoe:

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

8 Tonga tamiko ny tenin’i Iaveh nanao hoe:

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

8 Dia tonga tamiko indray ny tenin’i Jehovah nanao hoe:

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

8 Dia tonga tamiko indray ny tenin'i Jehovah nanao hoe:

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

8 Dia tonga tamiko indray ny tenin’NY TOMPO hoe:

Jereo ny toko dika mitovy




Zakaria 4:8
3 Rohy Ifampitohizana  

Sady niteny koa ny Tompo hoe: «Sakana va io tendrombohitra lehibe io? Holemahin’i Zerobabela izy. Hoesoriny avy ao ny vato izay hatao tendron’ny tempoly ka hantsoantsoin’ny olona hoe: ‹Mahafinaritra, mahafinaritra!› »


«Ny tanan’i Zerobabela no nametraka ny fanorenan’ity tempoly ity, ary ny tanany koa no hamita azy.» Amin’izay dia hiaiky ianareo fa ny TOMPOn’izao rehetra izao no naniraka ahy ho atỳ aminareo.


Hisy koa olona avy lavitra ho tonga hanampy amin’ny fanamboarana ny tempolin’ny TOMPO. Amin’izay dia hiaiky ianareo fa ny TOMPOn’izao rehetra izao no naniraka ahy ho atỳ aminareo. Ho tonga izany, raha mankatò ny TOMPO Andriamanitrareo ianareo.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra