Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Zakaria 4:11 - DIEM PROTESTANTA

11 Dia nanontaniako indray izy hoe: –Inona moa ireo hazo ôliva roa eo an-kavanana sy eo an-kavian’ny fitoeran-jiro ireo?

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

11 Dia nanontany Azy aho hoe: Inona moa ireo hazo oliva roa eo ankavanan’ny fitoeran-jiro sy eo ankaviany ireo?

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

11 Dia nanontaniako indray izy hoe: –Inona moa ireo hazo ôliva roa eo an-kavanana sy eo an-kavian’ny fitoeran-jiro ireo?

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

11 Dia niteny indray aho, ka nanao taminy hoe: «Inona ireto ôliva roa, eo ankavanan’ny fanaovan-jiro sy eo ankaviany?»

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

11 Dia namaly aho ka nanao taminy hoe: Inona moa ireo hazo oliva roa eo an-kavanan’ny fanaovan-jiro sy eo an-kaviany ireo?

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

11 Dia namaly aho ka nanao taminy hoe: Inona moa ireo hazo oliva roa eo an-kavanan'ny fanaovan-jiro sy eo an-kaviany ireo?

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

11 Dia nanontany Azy aho hoe: Inona moa ireo hazo oliva roa eo ankavanan’ny fitoeran-jiro sy eo ankaviany ireo?

Jereo ny toko dika mitovy




Zakaria 4:11
3 Rohy Ifampitohizana  

Ary mbola nanontaniako fanindroany izy hoe: –Inona koa ireo sampan’ôliva roa izay mandraraka diloilo volamena ireo amin’ny alalan’ny fantsona volamena anankiroa?


Misy hazo ôliva roa eo anilan’ilay fitahirizan-diloilo, ka ny anankiray eo an-kavanany, ary ny anankiray eo an-kaviany.


Ireo vavolombelona roa ireo no fototr’ôliva anankiroa sy fitoeranjiro anankiroa, izay mijoro eo anatrehan’ilay Tompon’ny tany.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra