Zakaria 14:2 - DIEM PROTESTANTA2 Ary hangonin’ny Tompo ny firenen-drehetra hamely an’i Jerosalema; dia azon’ireo ny tanàna, ka horobainy ny trano ary hanaovany an-keriny ny vehivavy; ny antsasaky ny mponina dia ho lasan-ko babo fa ny vahoaka sisa kosa ho afa-mijanona ao an-tanàna. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 20112 Ary hangoniko ny Jentilisa rehetra hamely an’i Jerosalema, dia ho azony ny tanàna ka horobaina ny trano ary hisy hanolana ny vehivavy; ny antsasaky ny tanàna dia ho lasan-ko babo, fa ny vahoaka sisa dia tsy hofongorana amin’ny tanàna. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara2 Ary hangonin’ny Tompo ny firenen-drehetra hamely an’i Jerosalema; dia azon’ireo ny tanàna, ka horobainy ny trano ary hanaovany an-keriny ny vehivavy; ny antsasaky ny mponina dia ho lasan-ko babo fa ny vahoaka sisa kosa ho afa-mijanona ao an-tanàna. Jereo ny tokoBaiboly Katolika2 Hangoniko eo anoloan’i Jerosalema ny firenena rehetra hiady, ary ny tanàna, ho afaka; ny trano horobaina, ny vehivavy hanaovana an-keriny; ary ny antsasaky ny tanàna ho lasan-ko babo; fa ny vahoaka sisa kosa, tsy hofongorana eo an-tanàna akory. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy2 Ary hangoniko ny jentilisa rehetra hamely an’i Jerosalema, dia ho afaka ny tanàna, ka horobaina ny trano, ary hosavihina ny vehivavy; ary ny antsasaky ny tanàna dia ho lasan-ko babo, fa ny vahoaka sisa tsy dia hofongorana avokoa amin’ny tanàna. Jereo ny tokoMalagasy Bible2 Ary hangoniko ny jentilisa rehetra hamely an'i Jerosalema, dia ho afaka ny tanàna, ka horobaina ny trano, ary hosavihina ny vehivavy; ary ny an-tsasaky ny tanàna dia ho lasan-ko babo, fa ny vahoaka sisa tsy dia hofongorana avokoa amin'ny tanàna. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache2 Ary hangoniko ny Jentilisa* rehetra hamely an’i Jerosalema, dia ho azony ny tanàna ka horobaina ny trano ary hisy hanolana ny vehivavy; ny antsasaky ny tanàna dia ho lasan-ko babo, fa ny vahoaka sisa dia tsy hofongorana amin’ny tanàna. Jereo ny toko |
noho izany, ry Amatsià, dia izao no lazain’ny TOMPO: Hijangajanga ao an-tanàna ny vadinao; ireo zanakao lahy sy vavy dia haringana amin’ny sabatra; ny taninao dia hozarazaraina amin’ny tady sy homena olon-kafa; ianao dia ho faty any amin’ny tany fanompoan-tsampy ary ny taranak’i Israely dia ho lasan-ko babo lavitry ny taniny.»