Zakaria 12:7 - DIEM PROTESTANTA7 Hovonjen’ny Tompo aloha ny fianakaviamben’i Joda, mba tsy hihevi-tena ho ambonin’ny olona sisa eran’i Joda ny taranak’i Davida sy ny mponin’i Jerosalema. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 20117 Ary hovonjen’NY TOMPO aloha ny tranolain’i Joda, mba tsy hisandratra ambonin’i Joda intsony ny voninahitry ny taranak’i Davida sy ny voninahitry ny mponina any Jerosalema. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara7 Hovonjen’ny Tompo aloha ny fianakaviamben’i Joda, mba tsy hihevi-tena ho ambonin’ny olona sisa eran’i Joda ny taranak’i Davida sy ny mponin’i Jerosalema. Jereo ny tokoBaiboly Katolika7 Ny lain’i Jodà aloha no hovonjen’i Iaveh, mba tsy hisandratra ambonin’i Jodà, ny reharehan’ny taranak’i Davida, sy ny reharehan’ny mponina ao Jerosalema. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy7 Ary hovonjen’i Jehovah aloha ny lain’ny Joda, mba tsy hisandratra ambonin’ny Joda intsony ny voninahitry ny taranak’i Davida sy ny voninahitry ny mponina any Jerosalema. Jereo ny tokoMalagasy Bible7 Ary hovonjen'i Jehovah aloha ny lain'ny Joda, mba tsy hisandratra ambonin'ny Joda intsony ny voninahitry ny taranak'i Davida sy ny voninahitry ny mponina any Jerosalema. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache7 Ary hovonjen’NY TOMPO aloha ny tranolain’i Joda, mba tsy hisandratra ambonin’i Joda intsony ny voninahitry ny taranak’i Davida sy ny voninahitry ny mponina any Jerosalema. Jereo ny toko |
Tamin’izay fotoana izay indrindra, dia henika ny hafaliana tao amin’ny Fanahy Masina i Jesoa ka nanao hoe: –Ray ô, Tompon’ny tany aman-danitra Ianao, ka misaotra Anao Aho fa ireo zavatra nafeninao tamin’ny hendry sy ny manan-tsaina dia nasehonao tamin’ny madinika. Eny, Ray ô, izany tokoa no sitrakao!