Zakaria 10:1 - DIEM PROTESTANTA1 Mangataha amin’ny Tompo handefasany ranonoran-dohataona fa Izy no manao ny oram-baratra; dia homeny oram-be mivatravatra ianareo ary samy hataony maitso mavana ny sahanareo Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 20111 Mangataha ranonorana amin’NY TOMPO ianareo amin’ny andron’ny faraorana! NY TOMPO no manao ny oram-baratra. Ranonorana mivatravatra no homeny azy, Eny, samy homeny ny zava-maitso any an-tsaha ireny. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara1 Mangataha amin’ny Tompo handefasany ranonoran-dohataona fa Izy no manao ny oram-baratra; dia homeny oram-be mivatravatra ianareo ary samy hataony maitso mavana ny sahanareo Jereo ny tokoBaiboly Katolika1 Mangataha amin’i Iaveh ny ranonorana amin’ny lohataona. Satria fa i Iaveh no manao ny helatra; ka homeny ranonorana be izy ireo, ary ahitra, eny an-tsahan’izy rehetra tsirairay avy. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy1 Mangataha ranonorana amin’i Jehovah hianareo amin’ny andro fara-orana, Dia amin’i Jehovah, Izay manao ny helatra; Ranonorana mivatravatra no homeny azy, Eny, samy homeny ny zava-maitso any an-tsaha ireny. Jereo ny tokoMalagasy Bible1 Mangataha ranonorana amin'i Jehovah ianareo amin'ny andro fara-orana, Dia amin'i Jehovah, Izay manao ny helatra; Ranonorana mivatravatra no homeny azy, Eny, samy homeny ny zava-maitso any an-tsaha ireny. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache1 Mangataha ranonorana amin’NY TOMPO ianareo amin’ny andron’ny faraorana! NY TOMPO no manao ny oram-baratra. Ranonorana mivatravatra no homeny azy, Eny, samy homeny ny zava-maitso any an-tsaha ireny. Jereo ny toko |