Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Rota 4:16 - DIEM PROTESTANTA

16 Dia nandray ny zaza i Nahômỳ ka namihina azy teo an-tratrany, ary lasa mpitaiza azy.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

16 Dia nandray ny zaza i Naomy ka nitrotro azy ary tonga mpitaiza azy.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

16 Dia nandray ny zaza i Nahômỳ ka namihina azy teo an-tratrany, ary lasa mpitaiza azy.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

16 Dia noraisin’i Nôemì ny zaza ka nataony teny an-trotroany, ary izy no nitaiza azy.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

16 Dia nandray ny zaza Naomy ka nitrotro azy, dia tonga mpitaiza azy.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

16 Dia nandray ny zaza Naomy ka nitrotro azy, dia tonga mpitaiza azy.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

16 Dia nandray ny zaza i Naomy ka nitrotro azy ary tonga mpitaiza azy.

Jereo ny toko dika mitovy




Rota 4:16
2 Rohy Ifampitohizana  

Io zafinao io dia hampitombina ny fanahinao sy ho mpanolokolo anao amin’ny fahanteranao, satria ilay vinantovavy fatra-pitia anao sady tsara lavitra ho anao noho ny zanakalahy fito no efa niteraka azy.


Ny vehivavy mpiara-monina kosa no nanome ny anarany, fa hoy ireo hoe: «Zazalahy no naterak’i Rota ho an’i Nahômỳ!»; koa ny anarany dia nantsoin’ireo hoe Hôbeda: Izy no rain’i Jisay izay rain’i Davida.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra