Rota 3:1 - DIEM PROTESTANTA1 Indray andro dia hoy i Nahômỳ rafozambaviny tamin’i Rota: –Tsy maintsy mitady tokantrano misy fiadanana izay hahasoa anao aho anaka. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 20111 Dia hoy i Naomy rafozambaviny taminy: Tsy hitady izay tokantrano hahitanao fiadanana va aho anaka, mba hahasoa anao? Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara1 Indray andro dia hoy i Nahômỳ rafozambaviny tamin’i Rota: –Tsy maintsy mitady tokantrano misy fiadanana izay hahasoa anao aho anaka. Jereo ny tokoBaiboly Katolika1 Dia hoy i Nôemì rafozany taminy: «Te hitady toeram-pitsaharana hiadananao aho, anaka. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy1 DIA hoy Naomy rafozani-vavy taminy: Tsy hitady izay tokan-trano hahitanao fiadanana va aho, anaka, mba hahasoa anao? Jereo ny tokoMalagasy Bible1 Dia hoy Naomy rafozani-vavy taminy: Tsy hitady izay tokan-trano hahitanao fiadanana va aho, anaka, mba hahasoa anao? Jereo ny tokoLa Bible en Malgache1 Dia hoy i Naomy rafozambaviny taminy: Tsy hitady izay tokantrano hahitanao fiadanana va aho anaka, mba hahasoa anao? Jereo ny toko |
Izao kosa ny amin’ireo efa mpifamofo talohan’ny nahatonga azy ho kristianina. Raha miredareda-paniriana razazalahy, ka mihevitra fa tsy hahafehy tena manoloana ny fofombadiny ary mihevitra fa tokony hotanterahina ny raharaham-panambadiana, dia aoka ilay tovolahy hanao izay irîny fa tsy manota izy amin’izany: aoka hifanambady izy roa!