Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Nomery 8:25 - DIEM PROTESTANTA

25 Fa rehefa feno dimampolo taona kosa dia handao ny asa ka tsy hanao fanompoana intsony.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

25 rehefa dimampolo taona kosa izy dia hiala amin’ny antokon’ny fanompoana ka tsy hanompo intsony.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

25 Fa rehefa feno dimampolo taona kosa dia handao ny asa ka tsy hanao fanompoana intsony.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

25 Rehefa dimampolo taona izy, dia hiala amin’ny raharaha ka tsy hanao ny fanompoana intsony.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

25 fa rehefa dimam-polo taona kosa izy, dia hiala amin’ny antokon’ny fanompoana ka tsy hanompo intsony;

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

25 fa rehefa dimam-polo taona kosa izy, dia hiala amin'ny antokon'ny fanompoana ka tsy hanompo intsony;

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

25 rehefa dimampolo taona kosa izy dia hiala amin’ny antokon’ny fanompoana ka tsy hanompo intsony.

Jereo ny toko dika mitovy




Nomery 8:25
4 Rohy Ifampitohizana  

Hisainao ny lehilahy rehetra feno telopolo taona ka hatramin’ny dimampolo taona, dia ireo rehetra tokony hirotsaka hanao ny asam-panompoana ao amin’ny Tranolay fihaonana.


–Izao no fepetra mikasika ny Levita: Feno 25 taona izy vao manomboka mirotsaka amin’ny asam-panompoana ao amin’ny Tranolay fihaonana.


Kanefa afaka hanampy ny mpiray foko aminy izy hiambina ny Tranolay fihaonana, na dia tsy hanana asa manokana aza. Izany no hataonao amin’ny Levita momba ny fanompoany.


Ny ady tsara no efa vitako, tratrako ny tanjon’ny fihazakazahana, voatanako ny finoana.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra