Nomery 8:22 - DIEM PROTESTANTA22 Rehefa izany vao afaka nandeha nanao ny asa fanompoany tao amin’ny Tranolay fihaonana teo anatrehan’i Aharôna sy ny zanany ny Levita. Araka izay nandidian’ny TOMPO an’i Mosesy momba ny Levita no natao taminy. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201122 Rehefa vita izany dia niditra hanao ny fanompoana tao amin’ny tranolay fihaonana ny levita, teo anatrehan’i Arona sy teo anatrehan’ireo zanany; araka izay nandidian’NY TOMPO an’i Mosesy ny amin’ny levita no nataony taminy. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara22 Rehefa izany vao afaka nandeha nanao ny asa fanompoany tao amin’ny Tranolay fihaonana teo anatrehan’i Aharôna sy ny zanany ny Levita. Araka izay nandidian’ny TOMPO an’i Mosesy momba ny Levita no natao taminy. Jereo ny tokoBaiboly Katolika22 raha efa izany dia niditra ny Levita nanao ny fanompoany tao amin’ny trano lay fihaonana teo anatrehan’i Aarôna sy ny zanany. Araka izay nandidian’i Iaveh an’i Môizy ny amin’ny Levita, dia araka izany no natao tamin’izy ireo. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy22 Ary rehefa afaka izany, dia niditra ny Levita hanao ny fihaonana teo anatrehan’i Arona sy ny zanany; araka izay efa nandidian’i Jehovah an’i Mosesy ny amin’ny Levita no nataony taminy. Jereo ny tokoMalagasy Bible22 Ary rehefa afaka izany, dia niditra ny Levita hanao ny fihaonana teo anatrehan'i Arona sy ny zanany; araka izay efa nandidian'i Jehovah an'i Mosesy ny amin'ny Levita no nataony taminy. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache22 Rehefa vita izany dia niditra hanao ny fanompoana tao amin’ny tranolay fihaonana ny levita, teo anatrehan’i Arona sy teo anatrehan’ireo zanany; araka izay nandidian’NY TOMPO an’i Mosesy ny amin’ny levita no nataony taminy. Jereo ny toko |
Najoron’i Hezekià indray ny antokon’ny mpisorona sy ny levita; ary ankoatra ny fitsinjarana azy araka ny antokony, dia teo koa ny fitsinjarana azy araka ny fanompoany avy. Tao anatin’ireo kianjan’ny tranon’ny TOMPO manko dia nisy mpisorona sy levita nisahana ny sorona dorana manontolo, nisy nisahana ny sorom-pihavanana, ary nisy nisahana ny fanompoam-pivavahana isaorana sy iderana ny Tompo.
Fa ampiandraiketo azy kosa ny fitandremana ny Fonena-masina izay nametrahana ny raki-tsoratry ny fanekempihavanana ary koa ny fanaka sy ny kojakoja rehetra momba azy. Ireo no hitondra ny Fonena-masina mbamin’ny fanaka rehetra momba azy sy hanao fanompoam-pivavahana ao aminy ary hitoby manodidina azy.