Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Nomery 8:16 - DIEM PROTESTANTA

16 satria efa nomena Ahy avy tamin’ny Israelita mihitsy izy ireo mba ho solon’ny lahy voalohan-teraka rehetra, dia ny lahimatoa rehetra eo amin’ny Israelita.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

16 Fa efa nomena ho Ahy avy tamin’ny Zanak’Israely mihitsy izy ireo; mba ho solon’izay voalohan-teraka rehetra, dia izay lahimatoa rehetra amin’ny Zanak’Israely no nanalako azy ho Ahy.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

16 satria efa nomena Ahy avy tamin’ny Israelita mihitsy izy ireo mba ho solon’ny lahy voalohan-teraka rehetra, dia ny lahimatoa rehetra eo amin’ny Israelita.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

16 Fa efa nomena Ahy mihitsy izy eo afovoan’ny zanak’i Israely; nalaiko ho Ahy, ho solon’ny lahy rehetra voalohan-teraky ny reniny izy,

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

16 fa efa nomena ho Ahy avy tamin’ny Zanak’Isiraely mihitsy izy; ho solon’izay voalohan-teraka rehetra, dia izay lahimatoa rehetra amin’ny Zanak’Isiraely, no nanalako azy ho Ahy.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

16 fa efa nomena ho Ahy avy tamin'ny Zanak'Isiraely mihitsy izy; ho solon'izay voalohan-teraka rehetra, dia izay lahimatoa rehetra amin'ny Zanak'Isiraely, no nanalako azy ho Ahy.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

16 Fa efa nomena ho Ahy avy tamin’ny Zanak’Israely mihitsy izy ireo; mba ho solon’izay voalohan-teraka rehetra, dia izay lahimatoa rehetra amin’ny Zanak’Israely no nanalako azy ho Ahy.

Jereo ny toko dika mitovy




Nomery 8:16
6 Rohy Ifampitohizana  

–Atokany ho ahy ny lahimatoa rehetra ao amin’ny Israelita, na olona na biby fiompy, fa Ahy ireny.


–Indro Aho efa nifidy ny Levita tamin’ny Israelita rehetra ho solon’ny lahimatoa rehetra voalohan-teraka aminy; koa dia Ahy ny Levita,


satria Ahy ny voalohan-teraka rehetra. Tamin’ny andro namelezako ny voalohan-teraka rehetra tany Ejipta no nanokanako ny voalohan-teraka rehetra tamin’ny Israelita ho Ahy, na olona izay na biby fiompy: Ahy ireo. Izaho no TOMPO.


–Atokano ho Ahy ny Levita ho solon’ny lahimatoa rehetra eo amin’ny Israelita fa Izaho no TOMPO; dia tahaka izany koa, ny biby fiompin’ny Levita no ho solon’ny voalohan-teraky ny biby fiompin’ny Israelita.


–Asaivo manatona ny fokon’i Levỳ ka apetraho eo ambany fahefàn’i Aharôna mpisorona mba hanampy azy.


Koa homenao an’i Aharôna sy ny zanany ny Levita; eny, homenao azy marina tokoa avy amin’ny Israelita ireo.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra