Nomery 5:21 - DIEM PROTESTANTA21 dia hataon’ny TOMPO ohatry ny fanozonana sy fianianana eo amin’ny firenenao anie ianao; hataony momba koa anie ianao ary hampivontosiny ny kibonao; Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201121 dia hampianiana an-dRavehivavy ny mpisorona mba hiozona ka hiteny aminy hoe: NY TOMPO anie hanao anao ho fiozonana sy ho fianianana eo amin’ny firenenao, amin’ny fampifezahan’NY TOMPO ny fenao sy ny fampivontosany ny kibonao; Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara21 dia hataon’ny TOMPO ohatry ny fanozonana sy fianianana eo amin’ny firenenao anie ianao; hataony momba koa anie ianao ary hampivontosiny ny kibonao; Jereo ny tokoBaiboly Katolika21 dia handidy an-dravehivavy ny mpisorona amin’ny fianianam-panozonana, ka hanao aminy hoe: ‹Aoka i Iaveh hahatonga anao ho fanozona sy ho fisahato eo amin’ny firenenao, ka hampifezaka ny ilànao sy hampivonto ny kibonao, Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy21 dia hampianiana an-dravehivavy ny mpisorona mba hiozona, ka hanao aminy hoe: Jehovah anie hanao anao ho fiozonana sy ho fianianana eo amin’ny firenenao, amin’ny fampifezahan’i Jehovah ny fenao sy ny fampivontosany ny kibonao; Jereo ny tokoMalagasy Bible21 dia hampianiana an-dravehivavy ny mpisorona mba hiozona, ka hanao aminy hoe: Jehovah anie hanao anao ho fiozonana sy ho fianianana eo amin'ny firenenao, amin'ny fampifezahan'i Jehovah ny fenao sy ny fampivontosany ny kibonao; Jereo ny tokoLa Bible en Malgache21 dia hampianiana an-dRavehivavy ny mpisorona mba hiozona ka hiteny aminy hoe: NY TOMPO anie hanao anao ho fiozonana sy ho fianianana eo amin’ny firenenao, amin’ny fampifezahan’NY TOMPO ny fenao sy ny fampivontosany ny kibonao; Jereo ny toko |
Tamin’izany fotoana izany koa dia nanambara izao fampitandremana momba an’i Jerikao izao i Josoa nanao hoe: «Ho voaozona eo anatrehan’ny TOMPO anie izay olona mitsangana hanamboatra an’ity tanàna ity ka ny ain’ny lahimatoany no ho sandan’ny hanorenany ny fototra ary ny ain’ny faralahiny no ho sandan’ny hananganany ny vavahady!»