Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Nomery 5:16 - DIEM PROTESTANTA

16 Ary hoentin’ny mpisorona eo amin’ny Toeramasina ravehivavy mba hiseho eo anatrehan’ny TOMPO.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

16 Hampanakaiky azy ny mpisorona ka hampijoro azy eo anatrehan’NY TOMPO.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

16 Ary hoentin’ny mpisorona eo amin’ny Toeramasina ravehivavy mba hiseho eo anatrehan’ny TOMPO.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

16 «Ary ny mpisorona hampanatona an-dravehivavy hitsangana eo anatrehan’i Iaveh;

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

16 Ary hampanakaiky azy ny mpisorona ka hampitoetra azy eo anatrehan’i Jehovah;

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

16 Ary hampanakaiky azy ny mpisorona ka hampitoetra azy eo anatrehan'i Jehovah;

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

16 Hampanakaiky azy ny mpisorona ka hampijoro azy eo anatrehan’NY TOMPO.

Jereo ny toko dika mitovy




Nomery 5:16
6 Rohy Ifampitohizana  

–Izaho TOMPO kosa dia mahita ny ao am-po sy mamantatra ny ao an’eritreritra. Koa araka ny fitondrantenany sy ny vokatry ny asany avy no hamaliako ny olona.


«Raha omby no atolotra ho sorona dorana manontolo, dia ombilahy tsy misy kilema no aoka hatolotra; eo anoloan’ny varavaran’ny Tranolay fihaonana no hitondrany azy mba hankasitrahina eo anatrehan’ny TOMPO.


Na ahoana na ahoana, dia hitondra ny vadiny eo amin’ny mpisorona ralehilahy ka hanolotra fanatitra noho ny amin-dravehivavy, dia lafarinina ôrza telo kilao. Tsy handrarahany menaka io lafarinina io sady tsy hasiany vovo-javamanitra satria fanatitra noho ny fahasaropiaro, fanati-piampangana natao hanehoana fahadisoana.


Dia hisy rano manan-kasina halain’ny mpisorona amin’ny lovia tany ka hafangarony amin’ny vovoka noraofina teo amin’ny tanin’ny Fonena-masina.


Aoka samy hanaja ny fanambadiana, ary aoka tsy hifanitsakitsaka ny mpivady; fa hohelohin’Andriamanitra ny mpijangajanga sy mpaka vadin’olona.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra