Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Nomery 5:12 - DIEM PROTESTANTA

12 mba hamepetra ny Israelita hoe: –Mety hisy vehivavy nanitsakitsaka ny vadiny;

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

12 Mitenena amin’ny Zanak’Israely hoe: Na iza na iza vadin’olona mivaona ka mamitaka ny lahy,

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

12 mba hamepetra ny Israelita hoe: –Mety hisy vehivavy nanitsakitsaka ny vadiny;

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

12 «Mitenena amin’ny zanak’i Israely, ka lazao aminy hoe: Na iza na iza vehivavy manambady, mivily ka manao izay mahadiso azy amin’ny lahy,

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

12 Mitenena amin’ny Zanak’Isiraely, ka lazao aminy hoe: Na iza na iza vadin’olona mivily ka manao izay mahadiso azy amin’ny lahy,

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

12 Mitenena amin'ny Zanak'Isiraely, ka lazao aminy hoe: Na iza na iza vadin'olona mivily ka manao izay mahadiso azy amin'ny lahy,

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

12 Mitenena amin’ny Zanak’Israely hoe: Na iza na iza vadin’olona mivaona ka mamitaka ny lahy,

Jereo ny toko dika mitovy




Nomery 5:12
6 Rohy Ifampitohizana  

«Aza manitsakitsa-bady na maka vadin’olona.


Dia niteny tamin’i Mosesy ny TOMPO


«Izany no lalàna momba ny fahasaropiaro, raha misy vehivavy ratsy fitondrantena ka voaloto tamin’ny fanitsakitsahana ny vadiny


Mety misy lehilahy naka vady sy efa nampakatra azy; kanefa tafara tsy tia azy intsony ralehilahy noho ny ahitany zavatra azo kianina eo amin-dravehivavy. Dia hanoratra taratasy fanariam-bady ho an-dravehivavy izy sy hanolotra izany eo an-tanany ka hampiala azy ao an-tranony.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra