Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Nomery 4:6 - DIEM PROTESTANTA

6 hasiany lamba hoditra manify eo ambonin’izany, dia hamelarany lamba volomparasy indray eo ambonin’io, vao hapetrany ny bao filanjana azy.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

6 hoditra trozona no hataony sarona eo amboniny, koa lamba volon’ondry manga tokam-bolo no hovelariny ary hasarony eo ambonin’io, dia hataony eo aminy ny baony.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

6 hasiany lamba hoditra manify eo ambonin’izany, dia hamelarany lamba volomparasy indray eo ambonin’io, vao hapetrany ny bao filanjana azy.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

6 ary hodi-dogaona no harakony eo ambonin’io; lamba jaky volomparasy iray volo no hovelariny ambonin’izay; izay vao hapetany eo ny baony.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

6 ary hodi-takasy no hataony sarona eo amboniny, ka lamba volon’ondry manga tokam-bolo no hovelariny hasarony eo ambonin’io, dia hataony eo aminy ny baony.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

6 ary hodi-takasy no hataony sarona eo amboniny, ka lamba volon'ondry manga tokam-bolo no hovelariny hasarony eo ambonin'io, dia hataony eo aminy ny baony.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

6 hoditra trozona no hataony sarona eo amboniny, koa lamba volon’ondry manga tokam-bolo no hovelariny ary hasarony eo ambonin’io, dia hataony eo aminy ny baony.

Jereo ny toko dika mitovy




Nomery 4:6
11 Rohy Ifampitohizana  

«Hisy Vatamasina hamboarina amin’ny hazo mimôzà; ka mirefy 125 santimetatra ny lavany, 75 santimetatra ny sakany ary 75 santimetatra ny haavony.


ny lamba fandrakofana ny fanaka ao amin’ny Toeramasina ary ny fanamiana voatokana hiakanjoan’i Aharôna sy ny zanany lahy eo am-panaovana ny raharahany.


Volon’ondry miloko volomparasy sy mena ary jaky no nanaovana ny lamba fandrakofana ny fanaka fampiasa tao amin’ny Toeramasina sy ny fanamiana voatokana ho an’i Aharôna, araka izay efa nandidian’ny TOMPO an’i Mosesy.


–ny lamba fandrakofana ny fanaka ao amin’ny Toeramasina ary ny fanamiana voatokana hiakanjoan’i Aharôna sy ny zanany lahy eo am-panaovana ny raharahany.


Hapetrany eo amboniny avokoa ny fanaka rehetra ilaina amin’ny fanaovan-tsorona, dia ny fitondrana afo, ny fitrebika, ny sotron’afo, ny zinga famafazana ary ny kojakoja rehetra momba ny alitara. Hovelarana ny lamba mafy eo ambonin’izany, ary hapetrany ny bao.


hitondra ny lamba mandrakotra ny Fonena-masina ny Tranolay fihaonana, ny rakotra lambam-baravarana fidirana eo amin’ny Tranolay fihaonana,


Dia nataon’i Mosesy an-tsoratra izany Lalànan’Andriamanitra izany, ka natolony tamin’ireo mpisorona, taranak’i Levỳ, dia ireo mpitondra ny Vatamasina mirakitra ny Fanekempihavanan’ny TOMPO, ary koa tamin’ireo rehetra loholon’i Israely.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra