Nomery 4:31 - DIEM PROTESTANTA31 Izao no asa hampiandraiketina azy: dia ny hitondra ireo hazo fisaky ny Fonena-masina, ny barany, ny andriny, ny faladiany, Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201131 Izao no ho anjara raharahany ny amin’ny entana araka ny fanompoana rehetra ao amin’ny tranolay fihaonana: Ireo hazo fisaka amin’ny tabernakely sy ny barany, ny andriny sy ny faladiany, Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara31 Izao no asa hampiandraiketina azy: dia ny hitondra ireo hazo fisaky ny Fonena-masina, ny barany, ny andriny, ny faladiany, Jereo ny tokoBaiboly Katolika31 Ka izao no omena hokarakarainy, dia ny zavatra hoentiny araka ny fanompoany rehetra ao amin’ny trano lay fihaonana: ny hazo fisaka amin’ny Fonenana, ny barany, ny andriny, ny faladiany, Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy31 Ary izao no ho anjara-raharahany ny amin’ny entana araka ny fanompoany rehetra ao amin’ny trano-lay fihaonana: ny zanakazo amin’ny tabernakely sy ny barany sy ny andriny sy ny faladiany, Jereo ny tokoMalagasy Bible31 Ary izao no ho anjara-raharahany ny amin'ny entana araka ny fanompoany rehetra ao amin'ny trano-lay fihaonana: ny zana-kazo amin'ny tabernakely sy ny barany sy ny andriny sy ny faladiany, Jereo ny toko |