Nomery 4:31 - Baiboly Katolika31 Ka izao no omena hokarakarainy, dia ny zavatra hoentiny araka ny fanompoany rehetra ao amin’ny trano lay fihaonana: ny hazo fisaka amin’ny Fonenana, ny barany, ny andriny, ny faladiany, Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201131 Izao no ho anjara raharahany ny amin’ny entana araka ny fanompoana rehetra ao amin’ny tranolay fihaonana: Ireo hazo fisaka amin’ny tabernakely sy ny barany, ny andriny sy ny faladiany, Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA31 Izao no asa hampiandraiketina azy: dia ny hitondra ireo hazo fisaky ny Fonena-masina, ny barany, ny andriny, ny faladiany, Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara31 Izao no asa hampiandraiketina azy: dia ny hitondra ireo hazo fisaky ny Fonena-masina, ny barany, ny andriny, ny faladiany, Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy31 Ary izao no ho anjara-raharahany ny amin’ny entana araka ny fanompoany rehetra ao amin’ny trano-lay fihaonana: ny zanakazo amin’ny tabernakely sy ny barany sy ny andriny sy ny faladiany, Jereo ny tokoMalagasy Bible31 Ary izao no ho anjara-raharahany ny amin'ny entana araka ny fanompoany rehetra ao amin'ny trano-lay fihaonana: ny zana-kazo amin'ny tabernakely sy ny barany sy ny andriny sy ny faladiany, Jereo ny tokoLa Bible en Malgache31 Izao no ho anjara raharahany ny amin’ny entana araka ny fanompoana rehetra ao amin’ny tranolay fihaonana: Ireo hazo fisaka amin’ny tabernakely* sy ny barany, ny andriny sy ny faladiany, Jereo ny toko |