Nomery 4:20 - DIEM PROTESTANTA20 Koa tsy ho avy hijery ny fitaovana masina na dia kely akory aza izy ireo sao maty. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201120 Tsy hiditra hijery ny zava-masina izy ireo na dia indray mipy maso akory aza fandrao maty. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara20 Koa tsy ho avy hijery ny fitaovana masina na dia kely akory aza izy ireo sao maty. Jereo ny tokoBaiboly Katolika20 fa ny Levita kosa dia tsy hiditra hijery ny zavatra masina, na dia indray mipỳ maso aza, fandrao maty izy. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy20 fa izy dia tsy hiditra hijery ny fitoerana masina, na dia indray mipi-maso akory aza, fandrao maty. Jereo ny tokoMalagasy Bible20 fa izy dia tsy hiditra hijery ny fitoerana masina, na dia indray mipi-maso akory aza, fandrao maty. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache20 Tsy hiditra hijery ny zava-masina izy ireo na dia indray mipy maso akory aza fandrao maty. Jereo ny toko |
Rehefa hifindra toby ny Israelita dia ho vitan’i Aharôna sy ny zanany ny famonosana ny Toeramasina sy ny fanaka rehetra momba ny Toeramasina, dia ho avy amin’izay ny taranak’i Kehàta hitondra azy. Tsy hikasika ny fitaovana masina mivantana izy sao maty. Izany no anjara entan’ny taranak’i Kehàta ny amin’ny Tranolay fihaonana.