Nomery 33:1 - DIEM PROTESTANTA1 Ireto avy ny lalana nalehan’ny Israelita rehefa niala tany Ejipta teo ambany fitarihan’i Mosesy sy i Aharôna izy. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 20111 Ireto avy no toerana nijanonan’ny Zanak’Israely, izay noentin’i Mosesy sy i Arona nivoaka avy tany amin’ny tany Ejipta araka ny antokony. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara1 Ireto avy ny lalana nalehan’ny Israelita rehefa niala tany Ejipta teo ambany fitarihan’i Mosesy sy i Aharôna izy. Jereo ny tokoBaiboly Katolika1 Izao no nitobian’ny zanak’i Israely nony nivoaka avy tany amin’ny tany Ejipta, araka ny antokony avy, ambanin’ny fitondran’i Môizy sy i Aarôna. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy1 ARY izao no nandehanan’ny Zanak’Isiraely, izay nentin’i Mosesy sy Arona nivoaka avy tany amin’ny tany Egypta araka ny antokony. Jereo ny tokoMalagasy Bible1 Ary izao no nandehan'ny Zanak'Isiraely, izay nentin'i Mosesy sy Arona nivoaka avy tany amin'ny tany Egypta araka ny antokony. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache1 Ireto avy no toerana nijanonan’ny Zanak’Israely, izay noentin’i Mosesy sy i Arona nivoaka avy tany amin’ny tany Ejipta araka ny antokony. Jereo ny toko |