Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Nomery 32:2 - DIEM PROTESTANTA

2 dia niteny tamin’i Mosesy sy i Elehazara mpisorona ary ny filohan’ny fiangonana izy roa tonta ka nanao hoe:

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

2 Dia avy ny taranak’i Gada sy ny taranak’i Robena ka niteny tamin’i Mosesy sy i Eleazara mpisorona sy tamin’ireo lohan’ny fiangonana hoe:

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

2 dia niteny tamin’i Mosesy sy i Elehazara mpisorona ary ny filohan’ny fiangonana izy roa tonta ka nanao hoe:

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

2 dia nanatona an’i Môizy sy i Eleazara mpisorona ary ny lohan’ny fiangonana ny zana-dRobena sy ny zanak’i Gada ka nanao taminy hoe:

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

2 dia avy ny taranak’i Gada sy ny taranak’i Robena ka niteny tamin’i Mosesy sy Eleazara mpisorona sy tamin’ny lohan’ny fiangonana ka nanao hoe:

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

2 dia avy ny taranak'i Gada sy ny taranak'i Robena ka niteny tamin'i Mosesy sy Eleazara mpisorona sy tamin'ny lohan'ny fiangonana ka nanao hoe:

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

2 Dia avy ny taranak’i Gada sy ny taranak’i Robena ka niteny tamin’i Mosesy sy i Eleazara mpisorona sy tamin’ireo lohan’ny fiangonana hoe:

Jereo ny toko dika mitovy




Nomery 32:2
6 Rohy Ifampitohizana  

«Raha manampahefana no manota tsy nahy ka nandika ny anankiray amin’ny didin’ny TOMPO Andriamanitra momba ny zavatra tsy tokony hatao, dia meloka izy.


Nanana andiana biby fiompy marobe ny taranak’i Reobena sy ny taranak’i Gada. Rehefa hitany fa mety hiompiana tsara ny faritr’i Jahezera sy ny tanin’i Gilehada,


–I Hatarôta sy i Dibôna, i Jahezera sy i Nimrà, i Hesbôna sy i Elehale, i Sebama sy i Nebao ary i Behôna dia tanàna


Koa ankehitriny, zarao ireto tany efa azo ireto ho lovan’ny foko sivy sy antsasa-pokon’i Manase.


Ireo tanàna ireo mbamin’ny kijàna manodidina azy avy dia tamin’ny antsapaka no nanomezan’ny Israelita azy ny Levita, araka izay efa nandidian’ny TOMPO tamin’ny alalan’i Mosesy.


Nahoana ianareo no nijanona teny anelanelan’ny vala hihaino ny siotsiokan’ny mpiandry ondry? Tao amin’ny fokon’i Reobena tokoa dia adihevitra tsisy farany.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra