Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Nomery 32:16 - DIEM PROTESTANTA

16 Dia nanatona an’i Mosesy ny Reobenita sy ny Gadita ka nanao taminy hoe: –Hanao vala ho an’ny biby fiompy sy tanàna ho an’ny fianankavianay eto izahay;

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

16 Dia nanatona azy izy ireo ka niteny hoe: Hanao vala eto izahay ho an’ny omby aman’ondrinay ary tanàna ho an’ny zanakay madinika;

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

16 Dia nanatona an’i Mosesy ny Reobenita sy ny Gadita ka nanao taminy hoe: –Hanao vala ho an’ny biby fiompy sy tanàna ho an’ny fianankavianay eto izahay;

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

16 Dia nanakaiky an’i Môizy izy ireo, ka nanao hoe: «Hanao vala ho an’ny biby fiompinay eto izahay, sy tanàna ho an’ny zanakay madinika,

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

16 Ary dia nanatona azy izy ireo ka nanao hoe: Hanao vala eto izahay ho an’ny omby aman-ondrinay sy tanàna koa ho an’ny zanakay madinika;

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

16 Ary dia nanatona azy izy ireo ka nanao hoe: Hanao vala eto izahay ho an'ny omby aman'ondrinay sy tanàna koa ho an'ny zanakay madinika;

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

16 Dia nanatona azy izy ireo ka niteny hoe: Hanao vala eto izahay ho an’ny omby aman’ondrinay ary tanàna ho an’ny zanakay madinika;

Jereo ny toko dika mitovy




Nomery 32:16
7 Rohy Ifampitohizana  

Fa i Jakôba kosa nivily ho any Sokôta, dia nanao trano ho azy sy tranotomboka ho an’ny andiam-biby fiompiny. Izany no niantsoana io toerana io hoe Sokôta, izany hoe Tranotomboka.


I Jisakara dia toy ny boriky matanjaka, mandry eo anivon’ny valany izay misy fefy roa sosona.


Fa raha tsy mety manaraka ny Teniny ianareo, dia hohalavainy ny fitoeran’ny Israelita atỳ an-taniefitra, ary ho tompon’andraikitra amin’ny fahavoazan’izao vahoaka rehetra izao ianareo.


ary avy eo dia handray fiadiana faingana ka handeha eo alohan’ny Israelita mandra-panatitray azy any aminy, fa ny fianakavianay kosa hijanona ao amin’ny tanàna mimanda mba ho voaaro amin’ny mponina eto amin’ny faritany.


ho an’ny fokon’i Dana, dia i Bokỳ zanakalahin’i Jôglỳ;


Fa ny vadinareo sy ny zanakareo madinika ary ny biby fiompinareo, (fantatro fa be biby fiompy ianareo), dia hitoetra ao amin’ireo tanàna izay nomeko anareo.


Nahazo ny zaratany tsara indrindra ho azy izy, dia anjara voatokana ho an’ny mpifehy; avy eo niaraka tamin’ny lehiben’ny vahoaka izy ka nanao ny marina soritan’ny TOMPO sy ny fitsipiny hanasoavana an’i Israely.»


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra