Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Nomery 3:26 - DIEM PROTESTANTA

26 ny fefilamban’ny kianja sy ny vavahady lamba amin’ny kianja izay manodidina ny Fonena-masina sy ny alitara, ary ny tadin’ny lay. Nisahana ny fikarakarana rehetra momba ireny ny Gersônita.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

26 ny fefy lamba amin’ny kianja sy ny vavahady lamba amin’ny vavahadin’ny kianja izay manodidina ny tabernakely sy ny alitara, ary ny kofehy rehetra momba azy.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

26 ny fefilamban’ny kianja sy ny vavahady lamba amin’ny kianja izay manodidina ny Fonena-masina sy ny alitara, ary ny tadin’ny lay. Nisahana ny fikarakarana rehetra momba ireny ny Gersônita.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

26 ny fefy lamban’ny kianja, sy ny vavahady lamba amin’ny kianja izay manodidina ny Fonenana sy ny ôtely, ary ny kofehy rehetra ilaina aminy.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

26 ary ny fefi-lamban’ny kianja sy ny vavahady lamba amin’ny vavahadin’ny kianja, izay manodidina ny tabernakely sy ny alitara, ary ny kofehy rehetra momba azy.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

26 ary ny fefi-lamban'ny kianja sy ny vavahady lamba amin'ny vavahadin'ny kianja, izay manodidina ny tabernakely sy ny alitara, ary ny kofehy rehetra momba azy.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

26 ny fefy lamba amin’ny kianja sy ny vavahady lamba amin’ny vavahadin’ny kianja izay manodidina ny tabernakely sy ny alitara, ary ny kofehy rehetra momba azy.

Jereo ny toko dika mitovy




Nomery 3:26
5 Rohy Ifampitohizana  

ny tsîmatra momba ny fonena-masina sy ny fefin’ny kianja miaraka amin’ny tady mifandraika aminy;


I Kehata no razan’ny Kehatita izay misy tarika efatra, dia ny Hamramita sy ny Jitseharita ary ny Hebrônita sy ny Hozielita.


Izao no asa hampiandraiketina ny tariky ny Gersônita:


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra