Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Nomery 27:22 - DIEM PROTESTANTA

22 Nataon’i Mosesy araka izay efa nandidian’ny TOMPO azy izany. Dia naka an’i Josoa izy ka nentiny teo anatrehan’i Elehazara mpisorona sy ny fiangonana manontolo.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

22 Ary nanatanteraka izay nandidian’NY TOMPO azy i Mosesy. Dia naka an’i Josoa izy ka nampijoro azy teo anatrehan’i Eleazara mpisorona sy ny fiangonana manontolo

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

22 Nataon’i Mosesy araka izay efa nandidian’ny TOMPO azy izany. Dia naka an’i Josoa izy ka nentiny teo anatrehan’i Elehazara mpisorona sy ny fiangonana manontolo.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

22 Dia nataon’i Môizy izay nandidian’i Iaveh azy: Naka an’i Jôsoe izy, nametraka azy teo anatrehan’i Eleazara mpisorona sy ny fiangonana rehetra,

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

22 Ary nataon’i Mosesy araka izay efa nandidian’i Jehovah azy; dia naka an’i Josoa izy ka nampijoro azy teo anatrehan’i Eleazara mpisorona sy ny fiangonana rehetra

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

22 Ary nataon'i Mosesy araka izay efa nandidian'i Jehovah azy; dia naka an'i Josoa izy ka nampijoro azy teo anatrehan'i Eleazara mpisorona sy ny fiangonana rehetra

Jereo ny toko dika mitovy




Nomery 27:22
3 Rohy Ifampitohizana  

Tamin’ny antsapaka ihany koa no nanomezana ireo tanàna avy tamin’ny fokon’i Joda sy ny fokon’i Simehôna ary ny fokon’i Benjamîna, dia ireo tanàna efa voatanisa etsy aloha.


Izy kosa hiseho eo amin’i Elehazara mpisorona, izay hangataka ho azy eo anatrehako ny tinapaky ny Orima. Avy amin’izany no hitarihany ny Israelita rehetra, dia ny fiangonana manontolo, amin’ny toe-javatra rehetra.


Ary rehefa nametra-tanana tamin’i Josoa i Mosesy, dia nanokana azy ho dimbiny, araka ny voalazan’ny TOMPO tamin’ny alalan’i Mosesy.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra